![]()
Tsy mbola nisy tahaka iny ary nampiaiky volana ny maro. Niaka-tsehatra tetsy amin’ny Ivokolo Cemdlac Analakely ny “Kalo tsy aritra”, ny herinandro teo. Nanakoako ny fiantsana tononkalo niarahana tamin’ny mpampianatra sy ny mpanabe mpanoratra efatra mirahavavy, nahitana an’i Salohy Rovamamy, i Ony Ravorombato, i Fenotsiky Idealy ary i Ando Malala izany. Anisan’izany ny “Impiry…” ny […]