“Street gospel”: hizara mozika eny an’arabe ny The Called
Tsy vao sambany akory… Hiditra amin’ny andiany fahadimy ny “Street Gospel”, endri-tseho hafakely izay natomboky ny tarika The Called ny volana avrily 2016 izy ity, nataon’izy ireo hanatonana akaiky ny...
View ArticleCarlton : miss Madagascar sera couronnée ce vendredi
Qui va succéder à Tirindraza Felana Noëltinah sur la haute marche du podium de la 4e édition de Miss Madagascar ? L’heureuse élue sera couronnée ce vendredi, au Carlton Anosy. Comme deux candidates se...
View ArticleRp Rahajarizafy : « ny Fanahy no olona, Un prêtre, Une œuvre »
L’homme meurt mais la légende reste. Un recueil de témoignages, dédié au centenaire du Révérend père Antoine de Padoue Rahajarizafy, fraîchement intitulé «Ny Fanahy no olona, Un prêtre, Une œuvre»...
View ArticleStreet gospel : Évangélisation itinérant dans trois sites
Si dans les précédentes éditions, le «Street Gospel» s’est toujours tenu au jardin d’Antaninarenina, cette fois-ci, le groupe de gospel The Called, l’organisateur de l’évènement, a opté pour une...
View ArticleMasoivoho japoney : nomarihana ny tsingerintaon’ny amperora
Iray amin’ireo firenena mbola manome lanja lehibe ny fisian’ny amperora i Japon. Vanim-potoana marihina tsy tapaka ny tsingerintaona nahaterahany. Nisy ny lanonana nifandraika tamin’izany, omaly. Feno...
View ArticleHiragasy – Rainitelo : hivoaka ny DVD « Ny vola tsy ratsy fa… »
Anisan’ny ezaka goavana vitan’ny mpamokatra rakikira sy ny tarika mpihiragasy ny famoahana tsy tapaka rakitsary. Iray amin’ireny ny hivoahan’ny DVD renihira « Ny vola tsy ratsy fa ny olona ihany no...
View ArticleThéâtre : deux styles sur les planches de l’AFT
Le 16 décembre, l’Alliance française d’Antananarivo (AFT) proposera deux spectacles de théâtre différents. Le premier s’intitule «Irène Ralima», inspiré de la nouvelle de JJ Rabearivelo, et le second...
View ArticleAnalamanga Choralia : six groupes au cœur de la louange
Six chorales seront à l’affiche de la cinquième édition d’«Analamanga Choralia», le 16 décembre au Cercle germano-malgache (CGM) Analakely. Cette année, l’évènement sera sous la houlette de la...
View ArticlePatrimoine culturel : l’art discursif à valoriser
Véritable marqueur identitaire, le kabary figure parmi les projets de candidatures du gouvernement malgache à inscrire sur la liste du patrimoine culturel immatériel de l’Unesco. Le kabary est une...
View ArticleEspace Riantsoa : un concert empreint de solidarité s’annonce
Noël approche à grands pas. Pour l’occasion, Bodo, Iary, Tovo J’hay, et Rossy et Nanie vont donner un concert caritatif, ce 22 décembre, à l’Espace Riantsoa Andrefan’Ambohijanahary, au profit des...
View ArticleAFT : manolotra seho teatra roa be izao
Hiavaka amin’ny maro ny fandaharam-potoana, amin’ity faran’ny herinandro ity, etsy amin’ny Alliance française (AFT) Andavamamba. Manolotra fampisehoana teatra roa be izao ity foibe ity, ny asabotsy...
View Article« Valiha mitety vazantany »: tandindomin-doza ny valiha malagasy
Kara-panondron’ny kolontsaina malagasy manoloana izao tontolo izao ny fananana ny valiha sy ny fanorona. « Ankehitriny anefa, tandindomin-doza ny valiha satria misy mikapa an-sokosoko sy amin’ny alina...
View ArticleAntsa Noely : hanolotra ny « Fa fitiavana Izy » ny Orimbato
Hitodika manokana amin’ny fitiavan’Andriamanitra ny antsa Noely hiarahana amin’ny antoko mpihira ny Orimbato. Kaonseritra Noely hotanterahina ny 17 desambra izao, manomboka amin’ny 4 ora tolakandro,...
View ArticleIdah Razafindrakoto : BD, l’année 2017 sous une bonne étoile
L’année se termine comme elle a commencé, en bande dessinée, pour Idah Razafindrakoto, qui promeut le neuvième art malgache outre nos frontières. Tout récemment, du 29 novembre au 2 décembre, elle a...
View ArticleConte : « i Vonindrano sy i Zavonandro » voit le jour
Une bonne nouvelle pour les bambins. Arikaomisa Randria vient de dévoiler un livre de conte fraîchement intitulé «I Vonindrano sy i Zavonandro/Fleur de l’eau et Brume du matin» aux éditions Jeunes...
View ArticleArt oratoire : la Fimpima section Maurice s’active
Un pas de franchi dans l’art oratoire malgache. Implantée tout récemment à l’île Maurice, l’association des orateurs malgaches (Fimpima) locaux y procèdera, dimanche, à la sortie de promotion du...
View ArticleMadagascar mozarteum : LMM Saxophone Quartet sur un air de Noël
Le concert classique de midi touche à sa 85e édition. Le LMM Saxophone quartet s’apprête à assurer le clou du spectacle de l’année, le 20 décembre, à l’Institut français de Madagascar. LMM Saxophone...
View ArticleGuide du week-end
Vendredi Angaroa de nouveau à l’Is’art galerie Au mois de mars dernier, dans le cadre de l’évènement « Rock’andro », le groupe Angaroa a déjà investi la scène de l’Is’art galerie à Ampasinimalo. Ce...
View ArticleTarika Mikalo ho an’i Kristy : raikitra ny « Noely firaisankina »
Mila miatrika ny fahaterahan’ny Mpamonjy amin-kafaliana ! Anisan’ny tanjona iray tratrarin’ny tarika Mikalo an’i Kristy io amin’ny fanatanterahana ilay seho ara-pilazantsara « Noely firaisankina »....
View Article“THB Cover Contest” : Lasan’i Voary sy ny tariny ny voalohany
Efa maromaro ihany izay hira fanevan’ny THB, hatramin’izao 60 taona latsaka kely nisiany, izay. Nisy ny fifaninanana, natao hamerenana azy ireny, tao amin’ny pejy “Facebook” THB Madagascar Officiel,...
View Article