Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Browsing all 10503 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

« Feo roa, gitara roa » : seho roa nanjakan’ny fihetseham-po

Izay tsy tonga no nanenina ! Feno tanteraka ny efitranon’ny Cc Esca nandritra ny seho indroa miantoana, ny zoma hariva sy omaly. Feno toy izany koa ny fon’ny mpankafy kanto, faly sy ravo tanteraka,...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

CCESCA : complicité débordante entre Dama et Eric Manana

Comme il fallait s’y attendre, le concert de Dama et Eric Manana au centre culturel Esca à Antanimena a été magistral, le week-end dernier. Quelque temps avant le début du spectacle, il y avait encore...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

AF Antsirabe : manamarika ny Herinandron’ny frankofonia

Nanomboka ny talata teo, hatramin’ny asabotsy 19 marsa ho avy izao, ny fanamarihana ny Herinandron’ny teny frantsay sy ny frankofonia, atao ao amin’ny Alliance française Antsirabe( Afa). Hetsika...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Razafindralambo Jean-Nirina : mitaky ny famerenana ny hasina maha olona

« Nihavery ny hasina maha olona, eto amintsika, hatramin’ny taona 2008, fotoana nanombohan’ny krizy politika. Ary na miverina amin’ny laoniny aza ny raharaham-pirenena, mbola hita taratra eo amin’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Jean Bofane : la littérature, un jeu, un défi

Un forum littéraire consacré au livre de In Koli Jean Bofane intitulé « Congo Inc. Le testament de Bismarck », s’est tenu samedi dernier à l’Institut français de Madagascar (IFM) à Analakely. Animé...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

15 taona an-tsehatra : ao anatin’ny fanomanana ry AmbondronA

Nandalo sedra, nametraka anarana. 15 taona taorian’ny niakarany an-tsehatra voalohany, anisan’ireo tarika manana ny maha izy azy ny AmbondronA. Mendrika hankalazaina izany. Mandalo ny fotoana, fa ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Urban Dance  : les jeunes lycéens au premier plan

Le palais des Sports et de la culture de Mahamasina sera, ce jour, l’endroit où les lycéens de la capitale pourront s’exprimer, à l’occasion d’un concours de danse urbaine, de slam, de miss et mister....

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

15 ans d’Ambondrona : une avant-première au Café de la Gare

Le groupe AmbondronA donnera un concert au Café de la Gare de Soarano vendredi prochain, qui inaugure la célébration  de ses 15 ans de scène. Voilà maintenant 15 ans que la bande à Kix et Beranto...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Jazz MMC : l’étoile montante au firmament

  Ses chansons résonnent dans les oreilles des amateurs de «gweta» et de «waza», un peu partout dans la Grande île. Il est actuellement au top de sa carrière et ne compte pas s’arrêter en si bon...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Herinandron’ny frankofonia : hahazo rakibolana ny CEG sy Lycée sasany

Hotolorana rakibolana teny frantsay, Petit Robert natonta farany, ireo CEG sy Lycée miankina amin’ny fanjakana, manana trano famakiam-boky. Izany dia tafiditra ao anatin’ireo fanomezana (rakibolana...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Kolontsaina malagasy : mitovy fijery i Nantenaina sy ny Havia sy Havanana

Nankalazaina tao anatin’ny korana tanteraka ny Taom-baovao malagasy nokarakarain’ny Havia sy Havanana teny amin’ny Espace Mercy By-Pass. Anisan’ny nanentana tamin’izany i Nantenaina izay naneho...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

TFMDA : lancement d’un concours de cinéma

« Teach for Madagascar » lance un concours national de court métrage portant sur le thème, « le meilleur héritage ». «Teach for Madagascar documentary awards (TFMDA) est un projet national qui invite...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Prix Alain Decaux : la Fondation de Lille réitère son concours

Dans le souci de favoriser la création littéraire dans des régions du monde où l’édition est difficilement accessible, la Fondation de Lille lance la 6è édition du « Prix littéraire Alain Decaux » de...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fianar Reggae Festival : les Fianarois à pied d’œuvre

«Fianar Reggae Festival» entame cette année sa 4ème édition. Pas moins d’une quarantaine d’artistes nationaux et étrangers feront étalage de leur savoir-faire tout au long de cet événement de grande...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Henri Ratsimbazafy « … Mba ho mpanakanto maro no hihira ny hirako »

Goavana ! Andrarezina !… Samy iantsoan’ny tontolon’ny zavakanto an’i Henri Ratsimbazafy avokoa ireo. Hanatontosa fampisehoana afaka andro vitsivitsy ity reharehan’ny hira malagasy ity. Mialoha izay,...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ambohimanga Rova : hentitra ny fiarovana ny vakoka

Ho hentitra kokoa noho ny hatramin’izay ny fiarovana an’Ambohimanga Rova, vakoka iraisam-pirenena. Hampahafantarina androany, eny amin’ny biraon’ny kaominina Ambohimanga Rova eny Alakamisy, ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Sk Melody : hiverina an-tsehatra i Colombe

Elaela tsy tazana ! Ho an’i Colombe manokana, karazana fiverenana eo amin’ny tontolon’ny hira sy ny sehatra ity. Alim-pikoranana hotontosaina anio manomboka amin’ny 9 ora alina eny amin’ny Sk Melody...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Gasy Bulles 2016 : le festival rend hommage à Ramika

Le festival de bande dessinée et d’illustration « Gasy Bulles » ouvrira ses portes cette année, du 4 au 18 juin prochain, pour nous présenter les merveilles du 9è art. Pour l’occasion, une exposition...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Sarimihetsika : hivoaka tsy ho ela ny « Adisanina Copain »

Taorian’ny tantara mitohy « Safelika », hamoaka tsy ho ela ny tantara lava (long métrage)        « Adisanina Copain » ny Scoop Digital. Tantara mahatsikaiky miresaka ny fiainam-pianakaviana, kanefa tsy...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ofnac : notsiahivina ny maha fanabeazana ny angano

Marihina isaky ny 20 marsa ny Andro eran-tany ho an’ny angano. Tsy mandalo fotsiny izany ho antsika eto Madagasikara, na rahampitso alahady aza io andro io. Nanatontosa “Fitantarana angano” àry ny...

View Article
Browsing all 10503 articles
Browse latest View live