Depuis 1996, l’Alliance française d’Antananarivo, en collaboration avec plusieurs fédérations, organise un salon des jeux de société. Cette année, la 22e édition se tiendra du 7 au 23 août à l’AFT Andavamamba. Il y a une vingtaine d’années, le club d’échecs de l’Alliance française d’Antananarivo (AFT) a eu l’idée de promouvoir son passe-temps favori en […]
↧
Jeux de société: deux semaines de divertissements à l’AFT
↧
Faribolana Sandratra: un déjeuner poétique
Samedi prochain, le cercle des poètes Faribolana Sandratra de la région d’Antananarivo organise un déjeuner poétique intitulé «Sakafom-paribolana» au restaurant Telozoro à Andrefan’Ambohijanahary. L’objectif est de récolter un fonds pour financer le grand rassemblement des membres de Faribolana Sandratra Antananarivo à Tsiroanomandidy au mois de septembre prochain. L’année dernière, il s’est tenu à Toamasina.. «Le […]
↧
↧
«Festival Sômarôho!» 2017: «Mpikarakara aho fa ianareo no tompony », hoy i Wawa
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy, teto Ambodivoanio, ny “Festival Sômaroho”, andiany fahefatra. Nialoha izany, nanome ny lokon’ny andro fety aty Nosy Be ny filaharambe namakivaky ny tanàna, nataon’ireo mpandray anjara marobe, izay nifaninana amin’izay ho tsara sy mendrika indrindra. Loko marevaka, fitafiana miavaka sy manaraka ny lohahevitra voizina, sns, Samy nanao izay hisarihana ny mason’ireo mpitazana […]
↧
Ho fampiroboroboana ny literatiora: hanao fihaonambe ny Faribolana Sandratra
Velona sy mianina ny fikambanana. Mandray anjara amin’ny fiainam-pirenena manandrify azy ihany koa. Tafiditra ao anatin’ny fampiroboroboana sy fampivelarana ny literatiora malagasy, hanatanteraka fihaonambe any Tsiroanimandidy ny Faribolana Sandratra ny zoma 1 septambra izao ao amin’ny « Centre culturel Bongolava Antsitrapo » Mangarivotra. « Anisan’ny andrasana amin’ireo mpiray faribolana mahatratra 80 mahery amin’ity fihaonambe ity ny fifanoroana hevita […]
↧
Tetikasa Passat: kolontsaina hitandro ny fahadiovana
Miara-miasa ny kaominina Toliara sy ny ONG Welthungerhilfe amin’ny alalan’ny tetikasa Passat. Ny 27 jolay lasa teo àry, nampanao fifaninanana teatra izy ireo, nomena anarana « Toliara Mihisa », nafantoka amina lohahevitra momba ny fitandroana ny fahasalamana sy fahadiovana. Voalohany natao izany tany Toliara, ho fanentanana ny rehetra hivoatra manomboka amin’ny fomba fisainana mankany amin’ny fomba fanao. […]
↧
↧
Baobabs entre terre et mer: le documentaire sélectionné au festival « Greenfest »
«Je suis devenu un spécialiste reconnu au niveau international», a annoncé Cyrille Cornu, le réalisateur du film documentaire «Baobabs entre Terre et Mer». En effet, depuis sa sortie officielle en 2015, ce film a été projeté dans 70 pays différents, sélectionné 135 fois dans divers festivals internationaux et a empoché 34 récompenses. Et, aux dernières […]
↧
Guide du week-end
Et rebelote avec Sity Rakoto et friends Chaque semaine, le Café de la gare à Soarano propose une soirée musicale. Aujourd’hui, le groupe de Sity Rakoto sera de nouveau sous le feu des projecteurs. La chanteuse sera accompagnée de trois musiciens hors pair, à savoir Njaka au clavier, Josia à la batterie et Hents à […]
↧
Star Tour: Mahajanga piaffe d’impatience
Organisé en partenariat avec la commune urbaine de Mahajanga (CUM), l’évènement «Star tour Majunga : la destination familiale» se déroulera du 18 au 20 août dans la ville des Fleurs. Plusieurs activités sont déjà au programme et selon les organisateurs, plus de 25 000 personnes sont attendues, par jour, durant cet évènement. «Notre objectif est […]
↧
Somaroho: Wawa et Singuila ouvrent la scène
Une grande soirée à La Banane à Dzamandjar, mercredi dernier, a débuté en fanfare la 4e édition du festival Somaroho. Ainsi, Wawa, l’initiateur du festival, a invité Singuila, un chanteur français qui cartonne actuellement grâce à plusieurs tubes tels que «Ay mama» ou encore «Rossignol» en featuring avec le rappeur Youssoupha. Une affiche inédite car […]
↧
↧
Festival Lampogno: place à la 10e édition
Depuis dix ans, le festival Lampogno se déroule à Antsohihy au mois d’août. Cette année, il se tiendra donc du 24 au 27 août et selon, Jean Rigo, l’artiste initiateur de l’événement, ce festival a pour objectif de promouvoir la culture et les artistes de la région. La fête débutera par un grand carnaval qui […]
↧
Antsohihy: « Somparan’ny « Samy Jao » ny « Lampogno » », hoy i Jean Rigo
Fialan-tsasatra, fotoana filanonana sy famohazana indray ny zavakanto sy ny kolontsaina malagasy, any amin’ny faritra tsirairay any. Toa sembanin-drahona izany ho an’ny any Antsohihy, faritra Sofia. Ataon’ny manampahefana sasany izay tsy hahafaty ny « Lampogno ». Tato anatin’ny folo taona izao ary isaky ny herinandro farany amin’ny volana aogositra, manakoako, any Antsohihy any, ny fety. Tontosaina amin’io […]
↧
Hiragasy sy vakodrazana: nodimandry Rakotomavo Justin (Dadafara)
Banga iray indray ny tontolon’ny zavakanto malagasy. Nodimandry tamin’ny alarobia 2 aogositra, teo amin’ny faha-79 taony Rakotoimavo Justin, fantatra tamin’ny anarana Dadafara. Mpikambana tao amin’ny tarika Ravolana Fenomanana teo aloha izy. Ao amin’ny tarika Ny Voninavoko tarihin’i Dadagaby izay rahalahiny rahateo i Dadafara. Ny fitendrena angorodao no tena nahafantarana azy. Na izany aza, mahay zavamaneno […]
↧
Mahajanga Fetim-pianakaviana mandritra ny telo andro ny “Star Tour”
Niravona ny disadisa… Fiaraha-miasa tanteraka eo amin’ny orinasa Star sy ny kaominina Mahajanga ny hetsika “Star Tour”. Tanjona amin’izany ny hisian’ny fety iarahan’ny fianakaviana manontolo, mba hahazo ny anjarany ny rehetra. “Tsy nisy mihitsy ny fanakanana ny fisotroana zava-pisotro misy alikaola, ary porofon’izany, misy ihany ny fivarotana labiera. Manamafy ny fanentanana sy ny fampahafantarana kosa […]
↧
↧
Raparivo R.R. : 60 ans de carrière et des œuvres
Dans le cadre de la célébration de ses 60 ans de carrière artistique, le grand maître Roland Ramaheninarivo Raparivo, connu sous le nom de Raparivo R.R., effectuera une exposition, du 23 août au 9 septembre, à l’Alliance française d’Antananarivo (AFT). Agé actuellement de 82 ans, Raparivo R.R. résumera ses 60 ans de carrière à travers […]
↧
Dans le cosmos
Malgré le froid à Ambositra, le public et les artistes ont répondu présents à l’appel du festival Angaredona pour la promotion des musiques vivantes de Madagascar. L’ouverture officielle s’est tenue, hier, à la Tranompokonolona Ambositra suivie d’une grande scène mettant à l’affiche plusieurs artistes tels que Minah, Jimmy Arison, Dona Gasy… Selon Rajery, l’initiateur de […]
↧
Festival Angaredona andiany faha-14: nanome endrika vaovao an’Ambositra ny « Fifaninanana mozika fototra »…
Mangatsiaka ny andro ao Ambosittra. Na izany aza, mafana kosa eo amin’ny sehatry ny kolontsaina noho ny fisian’ny Festival Angaredona, izay nanomboka omaly, ka haharitra telo andro. Nandritra ny lanonam-panokafana ny Festival Angaredona, omaly, no nahatsapana fa sehatra tokana mampiray ny Malagasy ny kolontsaina. Nampahafantarin-dRajery tamin’ny lahateniny ireo tolotra vaovao nampiavaka ity andiany faha-14 ity […]
↧
Malagasy Guitar masters: fiarahan’ny andrarezin’ny gitara
Malagasy guitar masters, tarika ivondronana mpanakanto, samy ikoizana amin’ny fitendrena gitara. Tsy iza izany fa i Joël Rabesolo, fantatra kokoa eo amin’ny tontolon’ny jazz malagasy ; i Teta, mahafehy tsara ny mozika avy amin’iny faritra atsimon’ny Nosy iny, toa an’i Chrysanto Zama, ilay tovolahy fahatelo, mandrafitra ny tarika, izay tsy zovina intsony ihany koa raha ny […]
↧
↧
Eo amin’ny manasa-dalana ny Miss Jeunesse Madagascar
Miditra amin’ny dingana fahatelo, manasa-dalana ny talata 8 aogositra izao eny amin’ny espace Yandy by Pass ny fifaninanana Miss Jeunesse Madagascar (MJM), iarahana amin’ny Kolo TV/FM – KProd Ho fantatra eo ireo hany sisa tavela hiatrika ny famaranana. Ankoatra ny hatsaran-tarehy sy ny endrika amam-bika, anisan’ny hisedrana azy ireo amin’izao fifaninanana izao ny fahaizana mamorona […]
↧
«Sômaroho!”- Nosy Be: nambabo ny mpijery i Shyn
Maro ihany ireo tarika nisongadina, saingy hatreto aloha, mbola nanantombo tamin’izy ireny i Shyn. Toa ny efa nandrasan’ny mponin’i Nosy Be efa ela ity mpanakanto ity, ka horakoraka tsy nisy toa izany no nandraisana azy an-tsehatra. Tsy vitan’izay, hain’ireo mpijery avokoa ny hira nalahatr’ity mpanakanto zanak’i Toamasina ity. Mazava loatra fa nafana indrindra ilay hira […]
↧
Spectacle du week-end: Mage 4 sort du lot
Plusieurs spectacles se sont tenus durant le week-end dernier, mais celui qui a attiré le plus de public a été le grand concert de Mage 4 intitulé « Samy Faly », hier à Antsahamanitra. Tôt la matinée, du côté d’ Antaninarenina, les fans du groupe Mage 4 aux longs cheveux, vêtus de blousons en cuir noir et […]
↧