Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all 10503 articles
Browse latest View live

« Sômaroho! Tour”: efa eto ireo vahinin’i Wawa

$
0
0
Hahazo ny anjarany mialoha amin’ny “Sômaroho!” ny eto Antananarivo. Hiaka-tsekatra etsy amin’ny Coliseum ireo vahinin’i Wawa, izay ho any Nosy Be koa. Tsy vahiny eto Madagasikara intsony ry Toofan, Serge Beynaud ary Bacoili. Efa samy nasain’i Wawa sy ny ekipany hiseho taty, ary tsy mahafoy ka mbola tonga ihany, izy ireo, handray anjara amin’ny “Sômaroho! […]

Tsingerin-taona: 25 taona namoronan-kira Rakotoarijaona Julien

$
0
0
Feno 25 taona amin’ity taona ity ny nilomanosan-dRakotoarijaona Julien teo amin’ny tontolon’ny famoronan-kira, ankoatra ny maha mpihira azy ihany koa. Angamba, tsy faheno firy izany anarana izany, kanefa tao ambadiky ny fahombiazan’ny mpanakanto maro, toa an’i Rija Ramanantoanina. Tsy handalo fotsiny ity tsingerin-taona ity fa hosantarina amin’ny hetsika lehibe, mitondra ny lohahevitra hoe “Miara-mihira sy […]

Spectacle: Somaroho conquiert Antananarivo

$
0
0
Malgré la météo plutôt frisquette, Somaroho a réuni un public nombreux et enthousiaste hier au Coliseum d’Antsonjombe. Le comité d’organisation avait fait le pari fou d’inviter sur la scène des artistes internationaux les plus prisés de leur génération. Mais ce fut un pari gagnant. Et il faut dire que dame nature n’a pas été très […]

REGIS GIZAVO La légende reste vivante

$
0
0
Après un dernier hommage émouvant dans la cité du Soleil, «l’homme à l’accordéon» repose en paix dans son caveau familial à Andranomena, Toliara. Une veillée funèbre en hommage à Régis Gizavo, le maestro de l’accordéon, a été organisée mercredi dernier au palais des Sports et de la culture de Mahamasina. Bien que le ministre de […]

Tana in love: un concert inoubliable

$
0
0
C’est dans une ambiance des plus chaleureuses et agréables que s’est déroulé «Tana in love» hier au palais des Sports et de la culture de  Mahamasina. Après la dernière édition en 2007, la représentation d’hier a été donc l’occasion pour les artistes de «Tana in love» d’éveiller la nostalgie mais également et surtout de renouer avec […]

Vibe party: la grande fête de la jeunesse

$
0
0
Le public du Dôme à Ankorondrano a vibré aux couleurs de Vibe party vendredi dernier avec une ribambelle d’artistes à l’affiche. A 16 heures tapantes, le public, d’abord clairsemé au début, s’est peu à peu massé devant la scène, cédant à la transe sans résistance. Il faut dire que les organisateurs et les artistes participants […]

10 taona aty aoriana: vao mainka lafatra ny « Tanà in love »

$
0
0
Na efa ela tsy hita aza ny « Tanà in love », mbola voatazona ny maha izy azy ity hetsika iray ity. Mihoatra izany aza, satria be ny fanatsarana nentin’ny mpikarakara sy ireo mpanakanto nanafana ny hetsika. Izay tsy tonga tany no nanenina ! Izany ka fampisehoana. Tsy nipetraka mihitsy na ny mpijery na izy 20 mianadahy, nanafana […]

Angaredona: le festival est lancé

$
0
0
Durant cette année, Angaredona, le festival des musiques vivantes de Madagascar sera sous le feu des projecteurs à Ambositra. Par rapport aux précédentes éditions, Rajery, l’initiateur de ce festival, ne se focalisera pas seulement sur les spectacles mais proposera aussi d’autres activités pour promouvoir les artistes et leurs œuvres. La 14e édition du festival commencera […]

Festival du conservatoire-EGM: une centaine d’élèves sur scène

$
0
0
Durant le mois de juillet dernier, l’Ecole de guitare de Madagascsar (EGM) a organisé un «Festival du conservatoire» qui a vu la participation d’une centaine d’élèves, issus de plusieurs régions de la Grande île. De Toamasina à Antsirabe, en passant par la capitale, l’EGM a programmé diverses activités dans le cadre de ce festival. Outre […]

Georges Raveloson: le nain Zozo n’est plus

$
0
0
Un autre artiste vient de s’éteindre hier. Etant à la fois chanteur, humoriste et acteur, Georges Raveloson, connu sous le pseudo de Zozo, est mort à l’âge de 67 ans. Zozo était surtout connu lorsqu’il a accompagné l’autre humoriste, Dadavy sur scène. Il a joué le rôle du nain qui essayait toujours de faire des […]

Mozika miaina: manomboka ny « Angaredona » any Ambositra any

$
0
0
Hientanentana ny ao Ambositra sy ny manodidina manomboka androany. Hiaina tanteraka ao anatin’ny famerenan-kasina ny mozika nentim-paharazana sy ny fanomezan-danja ireo karazan-javakanto miaina izy ireo. Hisokatra androany ny « Festival Angaredona » andiany faha-14 ka toy ny tamin’ny taon-dasa, nihataka ny renivohitra ny hetsika ary mifototra sy efa mahazo vahana sahady any amin’ny distrikan’Ambositra any. Azo lazaina […]

« Festival du Conservatoire EGM »: niavaka ny seho famaranana

$
0
0
Nanomboka tany Toamasina ny 14 sy 15 jolay. Nitohy tamin’ny fampianarana hira sy fampirantiana tao amin’ny Tahala Rarihasina ny 22 jolay. Narahin’ny “Masterclass bagasy” ny 22 jolay sy ny fampisehoana nataon’ny mpianatra tany Antsirabe ny alahady teo. Nofaranana tamin’ny fampisehoana nataon’ny “Orchestre du Conservatoire EGM” kosa ny alahady teo, tetsy amin’ny Sainte Famille Mahamasina ny […]

Fampivelarana ny kanto: hanofana ireo ho mpampianatra ny Zanabaliha

$
0
0
Anisan’ny sehatrasa ilofosan’ny Zanabaliha hatramin’izay nijoroany ny fampivelarana ny zavakanto sy ny kolontsaina malagasy. « Maro ireo asa efa vita. Mbola maro koa anefa ny miandry »,  hoy ny filohan’ity fikambanana ity. Iray amin’ireny ny fanofanana ireo ho mpampianatra valiha miaraka amin’ny solfezy. « Na efa maro aza ny mpianatra nampianarina teto anivon’ny Zanabaliha sy tany amin’ny toeran-kafa, […]

Paritana: la deuxième édition est lancée

$
0
0
Temandrota, le grand gagnant de la première édition du concours artistique Paritana acquiert peu à peu une renommée internationale. Conscient de l’apport de ce concours aux artistes malgaches, l’association Paritana lance la deuxième édition. L’inscription est déjà ouverte. «Madagascar compte environ 200 artistes créateurs. Nous les invitons tous à participer à ce concours d’art contemporain […]

Endemika films: les produits de la maison se démarquent

$
0
0
Endemika Films est une société de production de films documentaires et fictions, sous l’égide des deux frères, Lova Nantenaina et Nantenaina Fifaliana. Parmi ses réalisations, deux œuvres font actuellement un tabac à l’occasion de divers festivals internationaux. La troisième édition du festival Embarquement Immédiat s’est tenue à La Réunion, la semaine dernière. Le réalisateur malgache […]

Exposition: le «Free spirits» des cinq artistes

$
0
0
A part la musique et la poésie, Buskers, un blogzine de la culture malgache s’intéresse aussi aux dessins. A ce sujet, il organise une exposition, intitulée «Free Spirits»,  du 5 au 12 août prochain au «Fili’In» sis à Antsakaviro. Cinq jeunes artistes seront à l’affiche, à savoir Arian, Vanii Suki, Sawyer, Richianny et MDominique. Sous […]

Dihy: 30 mitrandraka talenta ao anatin’ny « Labdihy »

$
0
0
Sehatra iray handalinana, hiofanana ary hamoronana ny « Labdihy », hetsika noforonin’i Ariry Andriamoratsiresy, talen’ny kaompania Rary. Tontosaina isaky ny roa taona izy ity ary miompana tanteraka amin’ny tontolon’ny dihy ankehitriny. Tsy natao ho an’ny mpandihy avy eto an-toerana ihany ny « Labdihy » fa misokatra ho an’ny aty amin’ny ranomasimbe Indianina mihitsy. Tonga amin’ny andiany fahafito ny hetsika, […]

AFT Andavamamba: 60 taona nanaovan-tsary Raparivo R.R

$
0
0
Mpanao sary hosodoko anisan’ireo zokiny indrindra. 60 taona nanaovan-tsary Raparivo R.R. Tsy ho lalovam-potsiny io vanim-potoana io fa hisy ny fampirantiana sy varotra tabilao mirakitra ny sanganasan’ity andrarezin’ny sary hosodoko malagasy ity, izay hotontosaina etsy amin’ny Alliance française Antananarivo (AFT Andavamamba) ny 23 aogositra ka hatramin’ny 9 septambra izao. Tabilao 23 vita amin’ny loko menaka […]

Alain Rabevason: midera amin’ny gadona maroloko

$
0
0
Tsy mifidy gadon-kira lalaovina hoenti-midera ny Tompo ny GAR na ny Groupe Alain Rabevason. “Eto an-kibon’Imerina no misy ny tarika, saingy omenay lanja ary ironana kokoa aza ny fiangaliana ireo gadona isam-paritra mampiavaka ny lafivalon’ny Nosy”, hoy i Alain Rabevason. Tanjona amin’izany ny hoe mba ho tsy mialonjafy tanteraka ny fanapariahana ny Tenin’Andriamanitra, miaraka amin’ny […]

Spectacles: le monde du rock en effervescence

$
0
0
Pour les prochains jours, quatre concerts de rock se tiendront dans la capitale. Mage 4 célèbre ses 25 années de scène, Kiaka participera à un concert caritatif, Pic Fest en est à sa 5e édition, et Rock’n metal in blood sera aussi dans la place. Le monde du rock est actuellement en ébullition. Les rockers […]
Viewing all 10503 articles
Browse latest View live