Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all 10503 articles
Browse latest View live

« E-show »: nomen-danja ny mpiangaly « jazz »

$
0
0
Ezaka iray ataon’ny masoivoho amerikanina eto Madagasikara ny manasongadina ny kanto malagasy eo amin’ny tontolon’ny hira. Ry zareo mpiangaly “jazz” no nivahiny tao amin’ny “E-Show”, omaly. Lafatra ! Izay ny azo ilazana ny fampisehoana « jazz », notanterahina tetsy amin’ny masoivoho amerikanina, etsy Andranomena, omaly tolakandro. « E-show » ny anaran’ny hetsika, tontosaina isam-bolana ka nisantatra ny tamin’ity taona ity […]

14 febroary: tsy an’ny Malagasy ny « Fetin’ny mpifankatia »

$
0
0
 Tsy nanao « fety » izany ny Malagasy ! Tsy azy ny « Fetin’ny mpifankatia » fa vao nitsofoka na natsofoka eto Madagasikara, taty aoriana. Tsy nisy lanjany teo amin’ny Malagasy ny 14 febroary fa toy ny andro rehetra ihany. Tsy nampiasa fanisana andro vahiny rahateo izy fa nanaraka ny fihetsiky ny volana sy ny masoandro. Nampiasainy tamin-javatra maro io. […]

Tarika Hasina: hizara “Kalon’ny fitia”

$
0
0
Fetin’ny mpifankatia… Raha hiram-pitia koa, manana ary manana maro sy be mpankafy ny tarika Hasina. Fotoana mety indrindra hizarana izany ny fanamarihana ny fetin’ny mpifnakatia anio. Araka izany, hizara ny “Kalon’ny fitia” ry José sy ny tariny, anio manomboka amin’ny 8 ora sy sasany alina, etsy amin’ny Amitié Fandian, 67 ha. Anisan’ireny ny “Fitiavana tsy […]

Vanintsoa – Rykala Vazo: un amour partagé entre musique et feuilleton radio

$
0
0
Vanintsoa Ranoroseheno est un nom qui sonne bien à l’oreille du public et des auditeurs. Membre du trio infernal du groupe RyKala Vazo,  elle ne cache pas non plus sa passion  pour les pièces radiophoniques. L’artiste conjugue deux passions et deux vies bien remplies. Une voix reconnaissable entre toutes Vanintsoa s’affirme comme la nouvelle sensation […]

Madagascar- Afrique Du Sud: la coopération culturelle renforcée

$
0
0
Le secrétaire général du ministère de la Culture et du patrimoine sud-africain,  Mkhize Vusumuzi et Maud V. Dlomo, représentante de l’Ambassade d’Afrique du Sud au pays,  ont effectué une visite de courtoisie, auprès de la ministre de la Communication et de la culture Lalatiana Rakotondrazafy Andriantongarivo hier, à Anosy. La consolidation du lien entre Madagascar  […]

Guide du week-end

$
0
0
Njakatiana au Live Hôtel Andavamamba De nombreux couples n’ont pas pu se libérer hier soir et projettent de rattraper la fête de la Saint Valentin ce soir. A ce sujet, Njakatiana va se produire au Live Hôtel Andavamamba, à partir de 21 heures. Baptisé «Avelao aho hitia anao» ou «Laisse-moi t’aimer», le spectacle ne sera […]

30 taona intelo: « … Hihira an’i Toly… » i Rija R. sy i Bodo »

$
0
0
Mpanakanto 3 samy andrarezina eo amin’ny zavakanto misy azy no tafaraka… I Bodo, i Rija Ramanantoanina ary i Toly. Vanim-potoana iray no ankalazaina. Hafana ny fiarahana! Bodo, 30 taona an-tsehatra. Rija Ramanantoanina, 30 taona an-tsehatra. « Hihira an’i Toly… » 30 taona nanoratana. Vanim-potoana goavana be tsy holalovam-potsiny ho an’ireto andrarezin’ny zavakanto ireto, ireo. Homarihina amin’ny alalan’ny […]

Semaine de la littérature jeunesse: 10 auteurs francophones dans la capitale

$
0
0
Une nouvelle page s’ouvre pour la 2e édition de la Semaine de la littérature jeunesse à Antananarivo, du 13 au 18 mai. La présence des auteurs francophones singularise cet événement. Tout comme la première édition, l’événement va se déployer sur trois sites à savoir l’IFM, l’AFT et le LFT.  Une bonne dizaine d’écrivains venus de […]

CGM: on vient en aide aux entrepreneurs culturels

$
0
0
«Fitia Maroloko», un événement pour les promoteurs et entrepreneurs culturels, aura lieu le 23 février, au Centre Germano-Malagasy Analakely Dans le contexte actuel, commencer par entreprendre de petites activités avant de réaliser de grandes choses est une autre manière de réussir. Cependant, même avec des idées brillantes et un talent exceptionnel, faute de moyens, faire […]

Dans Nos Murs: Orelsan attendu sur la scène de Rap Gasy Unity

$
0
0
Depuis ces derniers temps, beaucoup de bruits ont circulé sur les réseaux sociaux à propos du passage du rappeur français Orelsan à Madagascar. Certains ont même pris des selfies avec l’artiste pour appuyer leurs dires. Effectivement, l’interprète de «Rêves bizarres» est dans nos murs, un rêve qui devient réalité pour les autres. Probablement, il sera […]

IKM Antsahavola: Fy Rasolofoniaina chante et enchante

$
0
0
Bien qu’il a multiplié les apparitions en public ces temps-ci, Fy Rasolofoniaina débutera l’année avec un concert teinté de folk progressif, à l’IKM Antsahavola ce dimanche. Il band, puisque c’est lui dont il est question, est connu notamment pour son titre «Tiako ianao». Un morceau simple, rythmé, entêtant et qui continue encore de déferler sur […]

Hiragasy: nodimandry Ramiliarison Zeze

$
0
0
Nindaosin’ny fahafatesana teo amin’ny faha-46 taony Ramiliarison Zeze Alain. Nisongadina teo amin’ny hiragasy ny talentany… Misaona ny tontolon’ny zavakanto malagasy. Nodimandry ny alarobia 13 febroary teo, tamin’ny 9 ora alina Ramiliarison Zeze Alain, fantatry ny mpitia hiragasy amin’ny anarana Zeze. Nanana andraikitra lehibe teo amin’ny hiragasy i Zeze, raha ny fanazavan’i Dadafara Lt Production azy […]

“Pejy faharoa”: hampiaina an-tsehatra ny mozikany i Nate Tex

$
0
0
“Zara kanto”. Io hatrany ny hamaritan’i Nate Tex ny lohahevitra voiziny amin’ny mozika. Ao anatin’izay ilay seho homaniny, hotontosaina rahampitso alahady 17 febroary, etsy amin’ny CCEsca Antanimena. “Hifangaro ao ny seho sehatra sy ny mozika. Hifankahalala kokoa amin’ny mpankafy fa tsy hitondra hira fotsiny. Seho miaina no tanjona”, hoy ny filazan’i Nate Tex, mahakasika ny […]

IFM: Joël Andrianomearisoa, un génie de l’art contemporain

$
0
0
L’artiste Joël Andrianomearisoa sera le premier Malgache sélectionné à participer à la biennale Di Venezia qui se déroulera du 11 mai au 24 novembre à Venise. Mais avant cette grande aventure, il a animé une conférence publique, samedi dernier à l’Institut français de Madagascar (IFM) Analakely, et a expliqué comment il conçoit son œuvre. Bref, […]

Nate Tex: une étoile montante prend place

$
0
0
Nate Tex a donné un concert exceptionnel, hier au CCEsca Antanimena. Salle comble, prestation de haut niveau, aucune fausse note en live et le côté scénique bien étudié, le jeune talent entame une nouvelle étape dans sa carrière artistique et musicale. Dans son costume gris avec un nœud dénoué, le jeune chanteur, ancien participant de […]

Kanto ankehitriny: mampiasa ny fientanam-po i Joël Andrianomearisoa

$
0
0
Mpanakanto tanora manana ny laza iraisam-pirenena. Tsy mitsaha-mikaroka sy mamorona eo amin’ny kanto ankehitriny. Sehatra maro ny efa nahita ny sanganasan’i Joël Andrianomearisoa… Tsy hadino i Madagasikara ! Nihaona tamin’ny mpankafy ny kanto ankehitriny, tetsy amin’ny IFM Analakely, i Joël Andrianomearisoa, ny asabotsy teo. Anisan’ny nisongadina nandritra io fihaonana io ny nanazavany ny antony nitiavany ny […]

Cemdlac – Kaompania Rary: mahatratra efatra ny soradihy haseho

$
0
0
Tafiditra ao anatin’ny fiaraha-miasa eo amin’ny Ivonkolo Cemdlac etsy Analakely sy ny kaompania Rary, hanana toerana sy homena lanja lehibe ny fampivelarana ny soradihy, manomboka amin’ity taona ity. Hisantarana izany, ny zoma 22 febroary manomboka amin’ny 2 ora tolakandro, ny fanehoana soradihy efatra iangalian’ireo efa manana traikefa matanjaka amin’izany. Ny soradihy « Teny 4 », ny « Ecorché », […]

« Pejy faharoa »: tsara fiainga i Nate Tex sy ny « Zara kanto »

$
0
0
Efa nisy ihany ny seho maromaro teo aloha… Fa ny « Pejy faharoa », fampisehoana notanterahina tetsy amin’ny CCEsca Antanimena, omaly,  no tena nandrefesana sy nitsapan’i Nate Tex ny fitiavan’ny olona azy. Tsara fiainga ny tovolahy sy ny « Zara kanto » (lohahevitra voiziny amin’ny mozika) satria tonga maro ny olona. Somary nanantombo kokoa ny tanora. Na izany aza, […]

Eric – Fou Hehy: encore 74.875 euros à réunir avant l’opération

$
0
0
Sept mois déjà et le bout du tunnel semble encore loin pour Eric Rakotoarimanana, qui doit encore réunir 74.875 euros pour pouvoir effectuer une transplantation rénale et une greffe du foie en Inde. La famille accompagnée des confrères d’Eric Rakotoarimanana a organisé une rencontre avec la presse, hier, à la Bibliothèque nationale Anosy, pour  transmettre […]

Cie Rary: premier rendez-vous vendredi

$
0
0
Cette année, la compagnie Rary a signé un partenariat avec le CEMDLac, sis à Analakely. De ce fait, elle a programmé plusieurs activités, dans le but de donner la scène aux autres danseurs, chorégraphes et compagnies de danses, et aussi de promouvoir la danse en général. Ainsi, la première activité se tiendra, vendredi prochain. Plusieurs […]
Viewing all 10503 articles
Browse latest View live