Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

Coliseum : fifanomezan-tanana ho an-dRandrenja

$
0
0
????????????????????????????????????

Hotontosaina eny amin’ny Coliseum Antsonjombe Analamahitsy, rahampitso, ilay fampisehoana an-tsehatra goavana hoenti-manampy amin’ny fitsaboana an-dRandrenja. Manomboka amin’ny 10 ora maraina, hifandimby hiaka-tsehatra ireo mpanakanto sy tarika maro namaly ny antso. Anisan’ireny ny tarika Rebika, Hasina, Dah-Mama, Jerry Marcos, Team Safelika, Black Nadia, Rah-Ckiky, sns. Hanentana i Francis Turbo, ry Fou Hehy ary i Emanuel sy i Pasitera ao amin’ny Malok’Ila. Ankoatra ireo, tanora mpanakanto maro ihany koa no hiaka-tsehatra.

Atolotra manontolo hanampiana amin’ny fitsaboana an-dRandrenja ny vola ho azo amin’ity « Malagasy mifanome tanana ho an-dRandrenja » ity.

HaRy Razafindrakoto


Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503