![CRIMAD]()
Manana andraikitra goavana amin’ny fampitam-baovao ireo mpanao gazety mikirakira ny sary. Antony iray nananganana ny Collectif des reporters d’image de Madagascar na ny Crimad, ny fanasongadinana izay andraikitr’ireo mpikambana izay. Nisy ny lanonana nanamafisana ny firaisankina, no nentina ihany koa nifampiarahaba noho ny taona vaovao, ho an’ireo mpikambana ao amin’ny Crimad. Niara-nilanonana tetsy amin’ny kianjan’ny […]