Espace Maray : mikarakara vaky boky miaraka
Hafakely ! Toeram-pampianarana dihy, sehatra ifanakalozana momba ity zavakanto ity ary toeram-pamoronana kanto ny Espace Maray eny Androndrakely, tantanin’i Julie Iarisoa. Mivelatra amin’ny zavakanto...
View ArticleHenri Ratsimbazafy : « J’aimerais que les artistes interprètent mes...
Le 4 décembre dernier, Henri Ratsimbazafy a donné un concert au CCESCA à Antanimena. Fétoo, l’organisateur de l’évènement, l’a filmé en vue d’un DVD Live. Enfin prêt, ce dernier a été présenté...
View ArticleArt floral : un atelier sur l’« Ikébana » en vue
De passage au pays, Raivo Toyoda, une experte malgache en Ikébana, un art floral japonais, a donné une formation à une quinzaine de passionnés à la résidence japonaise à Ivandry. La remise des...
View Article18 taona nanoratana i Riva : tontosa ny « Antaranoana »
Antsa tononkalo, famoahana boky, hira teny an-tsehatra… Nanome ny hanitry ny zavakanto tamin’ny alalan’ny hetsika « Antaranoana », ho an’ireo rehetra tonga tetsy amin’ny ivonkolo Cemdlac Analakely i...
View ArticleAsa fanaovan-gazety : nanamafy ny firaisankinany ireo mpaka sary
Manana andraikitra goavana amin’ny fampitam-baovao ireo mpanao gazety mikirakira ny sary. Antony iray nananganana ny Collectif des reporters d’image de Madagascar na ny Crimad, ny fanasongadinana izay...
View ArticleNosy Be : manohana ireo manan-kilema ny Cofestin
Mandroso ny fikarakarana ny “Festival Donia” andiany faha-24. Nanao tatitra sady nanararaotra niresaka ny sehatra hafa, toy ny fanampiana ireo manan-kilema ao Nosy Be ny solontenan’ny Cofestin....
View ArticleTranovato Ambatonakanga : notokanana ny takela-baton’ny faha 150 taona
Nomarihina, omaly, ny ivon’ny fankalazana ny faha-150 taona maha tsangambaton’ny martiora ny FJKM Tranovato Ambatonakanga. Nisy ny fitokanana ny takela-bato ho fahatsiarovana izany eny an-toerana....
View ArticleAFT : les forêts tropicales s’illustrent
Soucieux d’impulser une réflexion plus profonde sur le changement climatique, l’Institut de recherche pour le développement (IRD) s’illustre à travers une exposition baptisée « Les forêts tropicales...
View ArticleCCHA : 15 ans d’existence et bientôt un studio
Cette année, le cours de clavier Hery Andriatahina (CCHA) célèbre ses 15 ans d’existence. Plusieurs activités seront donc au programme en commençant par un culte spécial qui sera suivi d’une...
View ArticleConcours Culinaire International : Madagascar rentre bredouille
Le grand concours culinaire International Catering Cup (ICC) s’est tenu le week-end dernier en France. Après délibération du jury, l’équipe de la Suisse a remporté le prix du Meilleur traiteur du monde...
View Article« Nuit des idées » : horesahina ny tontolon’ny asa
Anisan’ireo firenena 40 maneran-tany sambany hanatontosa ilay hetsika antsoina hoe « Nuit des idées » isika eto Madagasikara, ao amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) etsy Analakely, raha ny...
View ArticleTaona vaovao : hitety faritra amin’izay ry Carlito
Tafajoro tamin’iny taon-dasa iny ny tarika Carlito, tarihin’ny mpanakanto mitondra izany anarana izany. Na vao haingana aza ny niorenan’ny tarika, efa vonona izy ireo amin’ny fitetezam-paritra....
View ArticleFetin’ny mpifankatia : hitondra ny “Atero Poreto Asio” i Francis Turbo
Efa fotoana ifanomezana. Seho roa hatrany no hanamarihan’i Francis Turbo ny fetin’ny mpifankatia, isan-taona. Raha hafahafa ny famaky azy, tsy inona fa fandikana vilana ny teny frantsay hoe...
View ArticleLari et Maeva : une exposition hors pair au Le Louvre Antaninarenina
Elles sont jeunes, belles et surtout talentueuses et pourtant encore méconnues du grand public, Lari et Maeva dévoilent leurs chefs- d’œuvre au Le Louvre à Antaninarenina, jusqu’au 31 janvier. Du haut...
View ArticleIFM : Madagascar participe à La Nuit des idées
40 pays environ pratiquent le concept dénommé « La Nuit des idées », et cette année, il a pour thème « Un monde commun ». Et pour la première édition, Madagascar participe à travers un débat, jeudi...
View ArticleFestival Donia : le Cofestin à pied d’œuvre
La machine des préparatifs est en marche. Le festival Donia entame sa 24e édition du 31 mai au 4 juin à Nosy-Be avec une programmation éclectique qui sort du lot. La préparation est à 90% achevée....
View ArticleFitendrena zavamaneno : hisy fifaninanana mitendry valiha
Tsy vitsy ny mankafy mitendry valiha ary mianatra izany mihitsy. Ho fantatra, atsy ho atsy, izay tena sangany amin’izy ireo. Hisy mantsy ny fifaninanana mitendry valiha. Fifaninanana hentitra sy...
View ArticleFestival de guitare de Madagascar : la quatrième édition prône l’ouverture
Bien que la quatrième édition du Festival de guitare international de Madagascar n’ait lieu qu’au mois d’avril, l’association Musiciens artistes associations and guitarist of Madagascar (Maagma) lance...
View ArticlePatrimoine culturel : le ministre explique
Après la série d’incendies qui ont récemment dévasté les sites inscrits comme patrimoine national ou mondial, le ministre de tutelle sort enfin de son mutisme. Le vandalisme et l’incendie des...
View ArticleAny Frantsa : fampirantiana ny mozika malagasy
Mbola mitety faritra maro, any ivelany any, ilay fampirantiana mitondra ny lohateny hoe « Madagasikara sur le chemin de la musique », raha toa ka ny volana jolay 2014 no efa nandalo tetsy amin’ny...
View Article