![ALINA]()
Anisan’ireo firenena 40 maneran-tany sambany hanatontosa ilay hetsika antsoina hoe « Nuit des idées » isika eto Madagasikara, ao amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) etsy Analakely, raha ny marina kokoa. Tany Frantsa, tao amin’ny Quai d’Orsay ny andiany voalohany, tamin’ny taon-dasa, izay nahavory olona 4.000. Mahazatra hatramin’izay ny hoe manome fotoana ireo liana, amina toerana iray, […]