![????????????????????????????????????]()
Efa fotoana ifanomezana. Seho roa hatrany no hanamarihan’i Francis Turbo ny fetin’ny mpifankatia, isan-taona. Raha hafahafa ny famaky azy, tsy inona fa fandikana vilana ny teny frantsay hoe “Intérpretation” io. “Atero Poreto Asio”, lohatenin’ny fampisehoana indroa miantoana, izay hatolotr’i Francis Turbo ny zoma 17 sy alahady 19 febroary ho avy izao, etsy amin’ny CCEsca Antanimena. […]