Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

Fitendrena zavamaneno : hisy fifaninanana mitendry valiha

$
0
0
FIFANINANANATsy vitsy ny mankafy mitendry valiha ary mianatra izany mihitsy. Ho fantatra, atsy ho atsy, izay tena sangany amin’izy ireo. Hisy mantsy ny fifaninanana mitendry valiha. Fifaninanana hentitra sy manaraka ny fenitra izy ity. Sambany eo amin’ny tontolon’ny fitendrena zavamaneno malagasy hisy fifaninanana hitiliana izay ho sangany eo amin’ny « filalaovana » valiha. Hizara roa […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503