Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

Faribolana Sandratra : hiavaka ny fanamarihana ny Andron’ny mpifankatia

$
0
0
????????????????????????????????????Kolontsaina avy any amin-dry zareo tandrefana ny Andron’ny mpifankatia, ankalazaina isaky ny 14 febroary, saingy efa manomboka mahazo vahana eto amintsika. Mihamaro ireo hetsika enti-manamarika izany fa azo lazaina ho hiavaka ny an’ny Faribolana Sandratra. Hahazo vahana ny tononkalo maneho izay fitiavana eo amin’ny olon-droa izay ao anatin’ny hetsika “Seho kely, café poezia”, efa fanaon’ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503