Faribolana Sandratra : hiavaka ny fanamarihana ny Andron’ny mpifankatia
Kolontsaina avy any amin-dry zareo tandrefana ny Andron’ny mpifankatia, ankalazaina isaky ny 14 febroary, saingy efa manomboka mahazo vahana eto amintsika. Mihamaro ireo hetsika enti-manamarika izany...
View ArticleAnkadifotsy : notokanana ny kianja Maitsoririnina
Tontosa ny asabotsy teo ny fitokanana ny toeram-pialamboly Maitsoririnina etsy Ankadifotsy Ankaditapaka. Nahavitana ity fotodrafitrasa ity ny fiaraha-miasa eo amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra...
View ArticleTaona vaovao : santarin’i Onja amin’ny « Ampela modely »
Mitohy hatrany ny asa famoronana ! Taorian’ny « Olo premier plan » nankafizin’ny olona maro tamin’ny taon-dasa, namoaka ny sanganasany vaovao nampitondraina ny lohateny « Ampela modely » i Onja...
View ArticleOnja Tinondia : bientôt en tournée nationale
Ces derniers mois, Onja Tinondia ne cesse de créer ses propres compositions. Elle les dévoile petit à petit à travers des clips vidéo diffusés sur les différentes chaînes locales, tels que «Olo premier...
View ArticleTrap : Kemyrah dévoile son nouvel album
Après plusieurs mois d’attente, le premier album de Kemyrah sort enfin de sa tanière. Tahina Andrianiaina, alias Kemyrah, est ravi de présenter le mixtape intitulé « Kemy-Rap ». C’est le premier projet...
View ArticleArts visuels : Izao donne la voix aux jeunes incarcérés
Un projet itinérant entre la Grande île et l’Hexagone, «Izao» voit le jour en proposant des activités culturelles et artistiques aux jeunes incarcérés. Cet ambitieux projet se veut surtout être une...
View ArticleMpanao hosodoko : « Maro ireo nanary ny fitaovany », hoy i D’Ange
Zavakanto anisan’ny nampamirapiratra ny Malagasy fahiny ny hosodoko. Ankehitriny, zara raha misy manao azy ity… « Nampianatra ny teo aloha. Nampita fahalalana izy ireo, saingy maro aminay mpanao...
View Article21 febroary : hiaraha-mientana ny fanamarihana ny Andro ho an’ny tenin-dreny
Ezahana hafonja ny fanamarihana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny tenin-dreny, ny 21 febroary, amin’ity 2017 ity. Hiara-hientana amin’izany ny foibe momba ny teny an’ny Akademia malagasy, ny...
View ArticleHankalaza ny 25 taona an-tsehatra : hifamotoana indray amin’ireo mpankafy azy...
Nanie sy ny feony miavaka… Aman-taonany no tsy nahitan’ny mpankafy azy an-tsehatra. Ho to kosa ny faniriana, satria mandalo eto an-tanindrazana ity mpanakanto ity. Seho mandritra ny ora roa tsy...
View ArticleTrass : la soirée acoustique reprend de plus belle
Mbola Talenta à la guitare, Fara Gloum à la basse et Orad Manalina au mélodica, trois artistes dont le talent n’a d’égal que leur volonté de partager, vont revisiter à la sauce acoustique les tubes...
View ArticleNanie : une mini-tournée pour célébrer ses 25 années de scène
Sept années d’absence et 25 ans de scènes, ce sont deux raisons suffisantes pour un grand retour au bercail et de donner un rendez-vous exceptionnel à ses fans. En effet, Nanie est bel et bien arrivée...
View ArticleExposition peinture : StamLoony et sa « Pensée à haute voix »
Du 1er au 17 février, Stamloony expose au Centre de ressources des arts actuels de Madagascar (Craam) à Ankatso. Ayant baptisé son exposition « Pensée à haute voix », il y dévoile plus que des tableaux...
View ArticleRajery : un album en gestation avec Trio 3Ma
Rajery, le roi de la valiha, est actuellement en plein studio à Angoulême pour peaufiner le deuxième album du groupe Trio 3Ma, avec Driss El Maloumis de Maroc et Ballake Sissoko de Mali. Produit par...
View ArticleDihin’olon-tokana : hitondra ny « Espéranto » any Tokyo i Gwen Rakotovao
Mpanakanto teratany malagasy anisan’ny manana ny maha izy azy any ivelany i Gwen Rakotovao. Tsy mitsaha-mikaroka sy mamorona ity tanora mpiangaly soradihy ity. Fantatra fa na mbola any amin’ny...
View ArticleFanandratana ny boky : hanana trano famakiam-boky ny IKM
Vinavinaina hisokatra, amin’io tapatapaky ny volana marsa io, ny trano famakiam-boky vaovao ao amin’ny Ivotoeran’ny kolontsaina malagasy (IKM) etsy Antsahavola. Ankoatra, hisy toerana ho an’ny...
View ArticleCraam Ankatso : mampiranty ny “Pensée à haute voix” i StamLoony
Maneho amin’ny feo avo ny eritreritra manginan’ny hafa… Izay, raha tsorina, ny hevitra fonosin’ny fampirantiana “Pensée à haute voix”, an’i StamLoony. Nosokafana, omaly, izany tetsy amin’ny Craam...
View ArticleIFM – « Varavarana » : seho « cirque » miavaka
Seho matotra, miavaka ary manan-karem-pamoronana. Izay no azo ilazana ny hitranga rahampitso tolakandro, etsy amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) etsy Analakely. Fampisehoana « cirque » izy...
View ArticleJao’s Pub : hitondra ny « salegy awoe » i Fandrama
Hafana ny efitrano ! Anio manomboka amin’ny 9 ora alina ka ho mandra-maraina, hitondra ny « salegy awoe » eny amin’ny Jao’s Pub i Fandrama sy ny tariny. Manomboka tafiditra tsikelikely any anivon’ny...
View ArticleIs’Art Galerie : hanolotra ny tsara indrindra i Fanaiky
« Jazz gasy ». Ao anatin’ity fampisehoana miavaka ity no hihaonan’i Fanaiky voalohany amin’ireo mpankafy azy, amin’ity taona 2017 ity, etsy amin’ny Is’Art Galerie etsy Ampasanimalo, anio hariva. Efa...
View ArticleIKM : manolotra vokatra maromaro ny mpiangaly ba gasy
Mitohy hatrany ny ezaka ataon’ny Sehatra ba gasy hampiroboroboana sy hampibelarana ity zavakanto sy kolontsaina iray ity. Goavana indrindra amin’izany ny fanolorana fampisehoana sy fifanakalozana...
View Article