![HOSODOKO]()
Zavakanto anisan’ny nampamirapiratra ny Malagasy fahiny ny hosodoko. Ankehitriny, zara raha misy manao azy ity… « Nampianatra ny teo aloha. Nampita fahalalana izy ireo, saingy maro aminay mpanao hosodoko no efa nanary ny fitaovany satria sarotra ny miaina na mivelona aminy », hoy i D’Ange. Raha ny fanazavan’ity mpanao hosodoko ity, anisan’ny olana goavana mianjady amin’ny hosodoko […]