Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

Omda – Fampiasana sanganasa : hamafisina ny fanangonana ny zon’ny mpamorona

$
0
0
Notontosaina, omaly tao amin’ny efitrano malalaky ny Televiziona Malagasy ny fifampiarahabana nahatratra ny taona 2017 eo amin’ny mpitantana ny Omda sy ny mpanakanto. Anisan’ny nisongadina tamin’izany ny hanamafisana ny fiarovana ny zon’ny mpamorona. Tsy eo amin’ny resaka piraty sy ny fanaovana hosoka ihany fa indrindra ny fanangonana ny zon’ny mpamorona any amin’ireo mpampiasa sanganasa. Ezaka […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503