Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Browsing all 10503 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fanamarihana ny faha-45 taona : hanolotra seho maherin’ny 40 ny Mahaleo

Nanomboka teto Antananarivo ary hifarana eto ihany koa rehefa avy mitety faritra sy firenena ny faha-45 taon’ny tarika Mahaleo. “Valim-babena”. Teny iray naverimberin’i Dama, nandritra ny fihaonana...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

« Ny rindrina aza manan-tsofina » : ranty mirakitra aingam-panahy maroloko

Raha manan-tsofina handre ny rindrina, afaka mitantara zavatra amintsika izy ! Niraisan’ny mpanakanto manana talenta samihafa io fandinihana iray io. Teraka avy amin’izay ny aingam-panahin’izy ireo mba...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Musique classique : Maestria revisite l’Opéra Don Giovani

Dynamique et actif dans la promotion de la musique classique, Madagascar  Mozarteum présente ce jour son 76e concert classique de midi à l’IFM Analakely. Pour cette édition, le Groupe lyrique maestria...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mahaleo : «Ce sera le résumé de notre carrière»

Le grand concert prévu se dérouler le 19 février prochain au palais des Sports et de la culture de Mahamasina débutera en fanfare la célébration du 45e anniversaire du groupe Mahaleo. «Ce spectacle...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Omda – Fampiasana sanganasa : hamafisina ny fanangonana ny zon’ny mpamorona

Notontosaina, omaly tao amin’ny efitrano malalaky ny Televiziona Malagasy ny fifampiarahabana nahatratra ny taona 2017 eo amin’ny mpitantana ny Omda sy ny mpanakanto. Anisan’ny nisongadina tamin’izany...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

« Antero-poreto-asio » : hiverina amin’ny hatsikana nahafantarana azy i...

Francis Turbo, maneho hatsikana maha tambanivohitra. Francis Turbo, araka ilay nahafantaran’ny maro azy, 25 taona lasa… « Tsy misy hatao ao, na iray aza, ny hatsikana tamin’ny taon-dasa »....

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Présentation de vœux : le ministère et l’Omda à l’unisson

L’Office malgache du droit d’auteur (Omda) a organisé, hier, une cérémonie de présentation de vœux avec les artistes membres de l’office, en présence de Jean-Jacques Rabenirina, ministre de la Culture,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tontolon’ny fampisehoana : efa lasa filana ny famandrihana tapakila mialoha

Be mpankafy sa tsia ny mpanakanto na tarika iray? Azo andrefesana izany ny fahalanian’ny tapakilana fampisehoana mialoha. Efa tafiditra ho fahazaran’ny mpankafy ny famandrihan-toerana amin’izao… Miala...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tarika Miandry : omena lanja ny feo sy ny gitara

Asongadina ny hakanton’ny feo ananan’izy valo mirahalahy. Tsy izay irery anefa fa haingoana amin’ny feon-gitara lalaovina amin’ny fomba fitendry « folksong » izany. Efa hatrany amin’ny taona 2008...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fikambanana Fitohasina : « Famitranam-pihavanana ny taom-baovao Malagasy »

Hankalazaina ny 28 marsa izao ny taom-baovao Malagasy. Homarihina etsy  Mahamasina izany. Nitondra fanazavana momba izany ny anisan’ny mpikarakara ny hetsika. “Famitranam-pihavanana ho an’ny firenena...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Albert Rabearifeno : «Nous devons respecter notre philosophie et notre culture»

Au mois de décembre dernier, Albert Rabearifeno, connu sous le nom de plume Yoki Be Ram’s, vient de sortir un nouveau livre intitulé « Iza moa aho, ianao, isika ? » traduit librement par qui suis-je,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Potins sur facebook : la famille de Hiary Rapanoelina demande pardon

« Lors de notre récente visite à Antanimora, nous avons constaté que Hiary a totalement reconnu sa faute et regrette d’avoir causé des préjudices personnelles envers les personnes citées dans le groupe...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

“Dontom-posa” : hanamarika ny 10 taona ny Etsetra Etsetra

“Zisy sy i Lenina”, “Vazovazy”… Samy nahafantarana an’i Riri sy i Aldini avokoa ireo. Hozarain’izy ireo ho an’ny mpankafy hatsikana amin’ny alalan’ny fampisehoana nampitondraina ny lohateny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

« Kolontsaina manatona ny tanora » : holalaovina eny Ampanefy ny « kalaza »

Tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny « Andro iraisam-pirenena ho an’ny tenim-pirenena ibeazana ». Hanatanteraka hetsika eny amin’ny kaominina Ampanefy, distrikan’Atsimondrano ny minisiteran’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Nouvel an Malgache : 28 mars ou 20 septembre ?

Le comité Loabariandasy a donné une conférence de presse, hier,  à la Bibliothèque nationale à Anosy pour annoncer la date de la célébration du Nouvel an malgache qui devrait se tenir au mois de...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Théâtre : « En attendant Dodo » à l’IFM

Après avoir écumé les scènes des alliances françaises de Toamasina et de Mahajanga, Lucie Le Renard et Eric Lauret vont présenter au jeune public leur pièce intitulée «En attendant Dodo», à l’IFM...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Cinema : Malaso Madagascar 2, en avant-première au PK0

Fort du succès du premier opus sorti en 2015, «Malaso, Madagascar» revient sur le grand écran, ce 3 mars, au PK0 Soarano. S’ensuivra une soirée animée par Black Nadia et Matsubara. Un cabaret qui...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Francis Turbo : voasariky ny « Antero-poreto-asio » ny mpijery

Na tsy vaovao zato isan-jato aza ny seho, efa nangetaheta ilay fomba fanaovan’i Francis Turbo hatsikana tany amin’ny 25 taona lasa ny ankamaroan’ny mpankafy. Tafaray ny tia sy ny manina. Niverina...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Faha-45 taona : kanto sy goavana ny « Valim-babena » nomen’ny Mahaleo

Mandia ny faha-45 taona ny tarika Mahaleo. Fampisehoana 40 no hotanterahina eto an-toerana sy hatrany ivelany… Mbola voaporofo omaly, tetsy amin’ny lapan’ny Kolontsaina sy ny Fanatanjahantena...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

« RDJ Mozika 2016 » : voafidy i Dadi Love sy i Black Nadia

Rehefa nandalo ny fitsaran’ny mpankafy, voafidy ho mpanakanton’ny taona 2016 i            Dadi Love (teo amin’ny lehilahy mpanakanto) ary i Black Nadia teo amin’ny vehivavy mpanakanto. Valin’ny...

View Article
Browsing all 10503 articles
Browse latest View live