![]()
Asongadina ny hakanton’ny feo ananan’izy valo mirahalahy. Tsy izay irery anefa fa haingoana amin’ny feon-gitara lalaovina amin’ny fomba fitendry « folksong » izany. Efa hatrany amin’ny taona 2008 niforonan’ny tarika Miandry no navoitran’ireo mpikambana ao anatiny izany. Hafatra mafonja tovozina avy amin’ireo trangam-piarahamonina tojo azy ireo etsy sy eroa kosa ilay voarakitra anaty tononkira. Havadika ho vatsy […]