![]()
Fandraisana andraikitra avy hatrany ! Iray amin’ireo nanatanteraka izany ny vondrona « Koloiko sy Hajaiko ny Teniko » raha vao tafatsangana tamin’ny taona 2010. Teny, fitafy, soratra, samy nanandratan’izy ireo ny maha Malagasy avokoa… Taona 2010, tafatsangana tao anatin’ny tambajotran-tserasera « facebook » ny vondrona « Arovy ny teny malagasy ». Niova anarana izany ny taona 2012 ka nanjary « Andrianiko ny teniko ». […]