Hanamarika ny 25 taona… : tontosa ny rakitsary “Come Back Again” an’ny Mage 4
Vao mafana! Tontosa ary efa mandeha amin’ireo fahitalavitra isan-karazany ny rakitsary vaovaon’ny Mage 4. Efa elaela no heno tamin’ny onjam-peo ilay hira “Come back again”, saingy izao kosa vao vita ny...
View ArticleProjet Maroloko : l’IKM promeut la diversité culturelle
Soucieux du développement de la culture dans sa diversité, l’Ivontoeran’ny kolontsaina malagasy (IKM) lance le projet « Maroloko ». «Le développement à travers la culture», c’est ainsi que l’IKM...
View ArticleAffaire Hiary Rapanoelina : tous les plaignants se désistent
Un comité de sages, composé de Dama, Jaojoby, Ndriana Ramamonjy, Randy Donny et Lalatiana Rakotondrazafy, a essayé de trouver un terrain d’entente avec les artistes et députés plaignants et la famille...
View ArticleRaitra ny seho… : misesy ny fahombiazana ho an’ny AmbondronA
Mitohy hatrany ny lalana ! Mbola azo antoka ny fipetrahan’ny lazan’ny AmbondronA, ao anatin’ny taona maro misesy. Niavaka sady nahitam-pahombiazana mantsy ny seho nanakatonana ny faha-15 taona. Vao avy...
View ArticleAnosivola Mahitsy : mitaky ny marina momba ny taniny ny foko Manendy
Mitaky ny marina amin’ny mpitondra ny taranaky ny Manendy ao Mahitsy momba ny fibodoan’ny fikambanana vahiny ny tanin’ny razany ao Anosivola. Nambaran’ny mponina fa tany misy ny rovan’ny mpanjaka...
View ArticleArt Urbain : le festival « Battle for peace – Ambony ambany » subjugue
La 4e édition du festival «Battle for peace – Ambony ambany» a rameuté les férus d’art urbain tout au long du week-end. «From the street to the theater, dance for peace», c’est à travers ce leitmotiv...
View ArticlePalais des sports : vif succès pour le groupe AmbondronA
Comme il fallait s’y attendre, le groupe AmbondronA a de nouveau livré un spectacle à guichets fermés, hier, au palais des Sports et de la culture Mahamasina. Un groupe de tous les records. C’est ce...
View ArticleFanandratana ny maha Malagasy : fito taona androany ny « Koloiko sy Hajaiko...
Fandraisana andraikitra avy hatrany ! Iray amin’ireo nanatanteraka izany ny vondrona « Koloiko sy Hajaiko ny Teniko » raha vao tafatsangana tamin’ny taona 2010. Teny, fitafy, soratra, samy...
View ArticleAEM : l’Académie sort « Atrana »
Après trois ans d’études, l’Académie de l’enseignement musical (AEM) a présenté sa 5e promotion baptisée «Atrana», composée de cinq professeurs de musique. Issus de différentes spécialités musicales,...
View ArticleEcrivain : Jean-Christophe Rufin est dans nos murs
L’écrivain français Jean-Christophe Rufin est actuellement de passage au pays. Il profite de l’occasion pour donner une conférence ce soir, à l’Institut français de Madagascar (IFM) à Analakely....
View ArticleAmbassade du Japon : des contes malgaches traduits en plusieurs langues
A l’occasion de la sortie officielle des deux tomes de recueils de contes malgaches, les deux professeurs et anthropologues Hideo Fukazawa et Michel Razafiarivony ont donné une conférence, vendredi...
View ArticleHira : manao ny « mozika mitoetra » ny Mon Fy
Sanganasa tsy ho afaka am-bavan’ny maro ao anatin’ny vanim-potoana tsy voafetra… Ironan’ny mozika ataon’izy 7 mirahalahy zanak’Ivandry ao anatin’ny tarika Mon Fy io. Mirona amina gadona maro loko toy...
View ArticleHivoaka ny « Malaso 2 » : tena malaso niova fo ireo mpilalao sarimihetsika
Roa volana ny fandraisana an-tsary ary maherin’ny 100 tapitrisa Ar ny vola lany. Anisan’ireo sarimihetsika malagasy andrasan’ny maro, araka izany, ny « Malaso 2 » Anisan’ireo vokatra nanamarika ny...
View ArticleHiary Rapanoelina : pas de LP pour le chanteur
L’audience sur l’affaire Hiary Rapanoelina s’est tenue, hier, au tribunal à Anosy. Le procès a duré une heure environ, avec toute l’attention de quelques artistes présents dans la salle d’audience. Et...
View ArticleCinéma : Malaso II se dévoile en avant-première
Et l’aventure continue ! En effet, après avoir lancé le film « Malaso » en 2015, la maison de production MIP est enfin prête à dévoiler la suite du film, le 3 mars prochain, au PK0 à Soarano. Cette...
View ArticleTaona 2017 : manohy ny mozika hatrany i Maître Rufin
Mpanakanto tanora miangaly ny gadona mafana tahaka ny sud’af, tsapiky laroina kilalaky, salegy ampiana mangaliba, sns, i Maître Rufin. Tany amin’ny taona 2014, ilay vazo « Café sy siramamy » no...
View ArticleHira « Resaka tsaho » : « Tsy miantefa amin’ny mpanao gazety » hoy i Stéphanie
Mafanafana ny «resaka tsaho tato ho ato. Toraka izany koa ny « Resaka tsaho », hiran’i Stéphanie. Nitondra fanazavana ny mpikarakara ny tarika. Anisan’ny hira nalaza tato ho ato, satria nifanojo...
View ArticleAFT : la diversité culturelle mise en avant
L’Alliance française d’Antananarivo (AFT) a annoncé son programme pour les deux mois à venir durant une conférence de presse qui s’est tenue hier. Selon Marc Sarazin, directeur général de l’AFT, la...
View ArticleResaka tsaho : Stéphanie s’explique sur le clip
Surfant sur la vague des sujets brûlants de l’actualité, Stéphanie a récemment sorti un nouveau titre, flanqué d’un nouveau clip intitulé «Resaka Tsaho». Comme le titre du morceau l’indique, l’artiste...
View Article