![]()
Roa volana ny fandraisana an-tsary ary maherin’ny 100 tapitrisa Ar ny vola lany. Anisan’ireo sarimihetsika malagasy andrasan’ny maro, araka izany, ny « Malaso 2 » Anisan’ireo vokatra nanamarika ny tontolon’ny sarimihetsika ny taona 2015 ny « Malaso ». Nampahafantatra kosa omaly ny ekipan’ny Mip, izay namokatra izany, fa hisy ny « Malaso 2 ». « Nezahina hanara-penitra, kanefa tena maneho ny zava-misy […]