![]()
Mpanakanto tanora miangaly ny gadona mafana tahaka ny sud’af, tsapiky laroina kilalaky, salegy ampiana mangaliba, sns, i Maître Rufin. Tany amin’ny taona 2014, ilay vazo « Café sy siramamy » no anisan’ny nahafantarana azy voalohany tao anatin’ny diarin’ny zavakanto sy ny hira malagasy. Efa niaina an-taona maro tany anivona antoko mpihira ihany koa izy. Akora fototra hoentin’i […]