Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

« Malagasy road show » : hampahafantatra bebe kokoa ny kanton’i Madagasikara

$
0
0
Fanoitra ho an’ny fizahantany ny kolontsaina. Hasongadina ny fifamenoan’ny sarimihetsika, mozika, dihy sy fitafy, tantara sy fomba ary ny zahatany mandritra ilay tetikasa. Roso ny dia ho an’ny « Malagasy road show » ! Tontosa omaly, tetsy Tsimbazaza mantsy ny fanaovan-tsonia ny fifanarahana eo amin’ny My Studio Films sy ny minisiteran’ny Fizahantany. Mahakasika indrindra ilay tetikasa « Malagasy road […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503