![]()
Mpanoratra sady mpanabe no mpitarika fikambanana mikajy sy mampivelatra ny kolontsaina malagasy amin’ny alalan’ny teny sy ny soratra. Hanatanteraka velakevitra arahina adihevitra i Riambola Mitia. « Fampitiavana ny kolontsaina sy ny fampandrosoana izany » ny lohahevitra. Hetsika hotanterahina ao amin’ny Institution FJKM Rainandriamampandry Ankadifotsy, ny asabotsy 4 marsa izao manomboka amin’ny 8 ora maraina. « Tsy hanalavitra ny […]