![]()
Fanamby efa napetraky ny tarika Fandrama ny hanatanteraka fitetezam-paritra eto an-toerana sy any ivelany amin’ity taona 2017 ity. Azo omaly ny « visa » hahafahana mivoaka an’i Madagasikara. Hanainga anio ho any Mayotte ny tarika Fandrama. Mahatratra 19 izy ireo no hiara-dia. Ahitana mpitendry, mpandihy ary mpihira. Fampisehoana lehibe efatra no hotontosain’izy ireo any an-toerana manomboka amin’ny […]