![]()
Hipoka tanteraka ny fandaharam-potoan-dry Soaraza Patrice Thomas sy Ando Pra ary Damy Sinaotsy ao amin’ny tarika Sa Roy, raha ny fanazavana tetsy amin’ny Cercle Germano-Malagasy, omaly. Hiazo an’i Afrika ity tarika miangaly ny a capella ity. Tafiditra ao anatin’ny fiarahana amin’ny Forest Jam (fiarahan’ny mpitendry avy ao Afrika Atsimo sy avy any Soisa) rahateo izy […]