![]()
Volana marsa, « Volan’ny poezia ». Na vao niandoha aza izany volana izany, sekoly marobe sahady no efa nandray ireo poeta nanatanteraka ny « Tononkalo mitety vazantany ». Fihaonan’ny mpanoratra ankehitriny sy ny mpianatra. Resaka ifanaovan’izy ireo momba ny literatiora ankehitriny, ny anjara toerany eo anivon’ny fiarahamonina, fiantsana tononkalo, sns. Tsy vitsy amin’ireo tanora mpianatra manatrika ny « Tononkalo mitety […]