Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

« Sakiss dance », « soukouss »… : manajary mozika mafana ny 3 ISAN-100

$
0
0
« Madama manjamanja », sanganasan’ny tarika 3 ISAN-100 anisan’ny tsy afaka am-bavan’ny maro. Nomarihan’i Brown, mpamorona ny vazon’ity tarika manana ny maha izy azy ity, fa mirona bebe kokoa amin’ny fanajariana mozika mafana toy ny “sakiss dance” na ny “soukouss”, ankehitriny, i Mamy sy i Naina ary i Rija, izy ireo mandrafitra ny tarika amin’izao fotoana izao. […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503