![]()
Hira fiderana, mizotra amin’ny sehatra matihanina kokoa. Miakatra tsikelikely amin’ny fampahafantarana ny sanganasany ny tarika Honoré amin’izao fotoana izao. “Mety ivoizana ny fiderana an’Andriamanitra avokoa ny gadon-kira rehetra”. Tsotra sady mazava ny fanazavan’i Honoré mikasika izay. Porofon’izany, tsapan’ity mpanakanto ity mihitsy fa vetivety kokoa ny fiantefan’ny hafatra any amin’ny mpandray azy, rehefa hatao an-kira ny […]