Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

Na eo aza ny olana… : hampanatonina kokoa ny mpamaky ny boky BD

$
0
0
Toy ny mpanoratra, misedra olana ihany koa ireo mpanao tantara an-tsary na « bande dessinée » (BD) eto amintsika amin’ny famoahana boky. Na izany aza, anisan’ny vahaolana hitan’izy ireo ny fampanatonana kokoa ny vokatra amin’ny mpamaky, izany hoe, ny famerenana indray ny fitiavana mamaky BD. Hanomboka rahampitso ary tsy hifarana raha tsy ny 17 jona izao ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503