Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

Club Nautique Ivato : tarika fito hifandimby an-tsehatra

$
0
0
“Fitsangantsanganam-be”. Izay indray ny lohatenin’ny hetsika manaraka, izay karakarain’ny Global Action, eny amin’ny Club Nautique Ivato. Seho goavana no tanjon’ny mpikarakara, satria tarika fito samy manana ny maha izy azy rahateo no hifandimby an-tsehatra. Hitondra ny loko tropikaly i Barinjaka sy ny kilalakany. Eo koa i Nina’s sy ny gadona mifangaro, manomboka any amin’ny milamina […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503