Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

Nosy Be : hamafisina ny fiarovana an-dranomasina mandritra ny “Donia”

$
0
0
Toy ny isan-taona, manantombo ireo mpitsidika an’i Nosy Be, mandritra ny “Festival Donia”. Ankoatra ireo vahiny tonga amin’ny fiaramanidina, maro koa ireo avy amin’ny faritra hafa eto Madagasikara, mandeha an-dranomasina. Noho izany indrindra, nanamafy ny fiarovana ireo mpandeha an-dranomasina ireo ny Agence portuaire, maritime et fluvial (APMF). Tanjona mandritra ny “Donia”, izay mandeha amin’izao fotoana […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503