Club Nautique Ivato : tarika fito hifandimby an-tsehatra
“Fitsangantsanganam-be”. Izay indray ny lohatenin’ny hetsika manaraka, izay karakarain’ny Global Action, eny amin’ny Club Nautique Ivato. Seho goavana no tanjon’ny mpikarakara, satria tarika fito samy...
View Article« Volan’ny teny malagasy » : tsy hita ny tohin’ny politika momba ny teny
Miandry avokoa ny rehetra ! Nandritra ny lanonam-panokafana ny « Iray volana anandratana ny teny malagasy » no nampatsiahivan’ny filohan’ny Akademia malagasy ny fisian’ilay drafitry ny...
View ArticleMivoy ny “metal symphonique”… : mizara mozika lalindalina kokoa ny Nisea
Vitsy ny tarika mivoy ny “metal symphonique”, na any ivelany aza. Anisan’ireo te hametraka izany ny tarika Nisea. Mandeha tsimoramora ny fampahafantarana… Manambatra ny mozika klasika sy ny mozika...
View ArticleFestival d’art contemporain : Krishna Luchoomun priorise le partage et les...
L’artiste mauricien Krishna Lunchmoon est l’un des fondateurs du festival d’art contemporain tournant de l’océan Indien. Actuellement au pays, il a donné hier une conférence de presse à l’Is’art...
View ArticleNosy Be : hamafisina ny fiarovana an-dranomasina mandritra ny “Donia”
Toy ny isan-taona, manantombo ireo mpitsidika an’i Nosy Be, mandritra ny “Festival Donia”. Ankoatra ireo vahiny tonga amin’ny fiaramanidina, maro koa ireo avy amin’ny faritra hafa eto Madagasikara,...
View ArticleAo anatin’ny dimy andro : andiany faha-7 ny « Jazz@Tohatohabato »
Seho ankalamanjana anisan’ny mahasarika olona maro ny « Jazz@Tohatohabato ». Saika tazana mijery ity hetsika ity avokoa ny sokajin-taona rehetra. Raikitra ny andiany faha-7 na mafimafy ihany aza ny...
View ArticleJazz Tohatohabato : une vingtaine d’artistes invités
Avis à tous les passionnés de jazz ! Organisée par le Jazz club du Cercle germano-malgache (CGM) et la Commune urbaine d’Antananarivo (CUA), la 7e édition de Jazz @ Tohatohabato se déroulera du 7 au...
View ArticleFestival Donia : le phénomène Dadi Love fait un tabac
Sans conteste, Dadi Love est un véritable phénomène à Nosy Be à l’occasion du festival Donia. Avec son allure mince, Dadi Love affiche une vivacité sans faille et une présence scénique hors du commun...
View ArticleFilm : « Benja kely 2 » sortira en salles, lundi
Après cinq mois de travail acharné, la maison de production est enfin prête à présenter le deuxième volet de «Benja kely». Ce film sortira dans les salles de cinéma de la capitale, plus précisément au...
View ArticleAlatsinain’ny Pentekosta : sambany ka niavaka ny « Rock mandrakizay »
Tsy mbola nisy, saingy tanteraka ary nankasitrahan’ny maro… Tsy inona izany fa ny fampisehoana niarahan’ny tarika Tselatra sy Kiaka, omaly Alatsinain’ny Pentekosta, tetsy Antsahamanitra. Nametraka...
View ArticleAntsahamanitra : fahombiazana ny sehon’ny TDL
Fahombiazana tanteraka ! Izay no azo amehezana ny fampisehoana sy ny fiaraha-midera an’Andriamanitra nataon’ny TDL (True direction life), tetsy Antsahamanitra ny andron’ny Pentekosta teo. Ity, rahateo,...
View ArticleQueen Favie : en tournée à Madagascar
Actuellement au pays pour effectuer une tournée internationale, la chanteuse réunionnaise Queen Favie a débuté son concert par une prestation dimanche dernier au festival Donia à Nosy Be. Elle prévoit...
View ArticleNosy Be : Donia s’affirme comme un vivier de talents
A chaque édition son lot de surprises. La 24e édition du festival Donia a laissé la part belle aux découvertes artistiques de part et d’autre de l’océan Indien. Reconnu comme étant la référence des...
View Article« BMOI Amie des arts » : aranty ny vokatr’ireo mpifaninana voafantina
Anisan’ireo misongadina ao anatin’ny « Gasy Bulles », « festival » miompana tanteraka amin’ny tontolon’ny tantara an-tsary, ny fifaninanana tohanan’ny « BMOI Amie des arts ». Efa voafantina ireo sary...
View ArticleSeho teny Ivato : tsy afa-niaka-tsehatra ry Tempo Gaigy
Nitondra fialan-tsiny sy fanazavana ny mpikarakara. “Nisy lozam-pifamoivoizana nahatonga fahatapahan’ny lalana, ka tara vokatr’izay ny tarika Tempo Gaigy. Tonga ihany izy ireo saingy efa tara loatra ka...
View ArticleMal maison Ilafy : miketrika hetsika hafa kely ny Magic Land
Sambany. Manomana fialamboly sady fanatanjahantena “Shooter” amin’ny alalan’ny ankiafina, enjehin’ny mpitifitra ny eo anivon’ny Magic Land sy ny Tiboo Event Agency. Hotanterahina eny amin’ny Mal maison...
View ArticleLe Louvre : deux galeries dans une seule exposition
Du 1er au 30 juin, l’hôtel Le Louvre à Antaninarenina présente une exposition intitulée «L’art de la Terre Rouge et ses objets s’ouvrent au monde», qui est assurée par deux galeries issues de deux pays...
View ArticleBMOI amie des arts : le talent de demain se dessine aujourd’hui
Le voile est levé sur le concours de bande dessinée « Madagascar de demain », à l’occasion de la 4e édition de BMOI Amie des arts. Une bonne vingtaine de planches en lice pour la grande finale est...
View Article“Fetin’ny mozika” : hampahafantatra talenta vao maro
Mozika ranofotsiny, iarahan’ny vao misondrotra sy ireo manan-danja. Sehatra malalaka, handraisan’ireo mpankafy mozika karazany maro ny “Fetin’ny Mozika”. 21 jona, Andro ho an’ny “Fetin’ny mozika”, izay...
View ArticleTeatra : tonga eto i Gustave Akakpo
Gustave Akakpo, teratany togoley, mpanoratra, mpilalao tantara an-dampihazo, mpanentana … efa nandrombaka loka maro, toy ny « Prix du meilleur auteur » tany amin’ny « Festival Primeurs ». Tonga eto...
View Article