Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

Alatsinain’ny Pentekosta : sambany ka niavaka ny « Rock mandrakizay »

$
0
0
Tsy mbola nisy, saingy tanteraka ary nankasitrahan’ny maro… Tsy inona izany fa ny fampisehoana niarahan’ny tarika Tselatra sy Kiaka, omaly Alatsinain’ny Pentekosta, tetsy Antsahamanitra. Nametraka fanamby hanolotra zavatra tsara ny roa tonta sy ny mpikarakara, ao anatin’ny « Rock mandrakizay », ary tratra ny tanjona. Tselatra sy Kiaka : samy ngeza sy ela nihetezana teo amin’ny tontolon’ny rock […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503