![]()
Anisan’ireo misongadina ao anatin’ny « Gasy Bulles », « festival » miompana tanteraka amin’ny tontolon’ny tantara an-tsary, ny fifaninanana tohanan’ny « BMOI Amie des arts ». Efa voafantina ireo sary BD hiatrika ny fifaninanana ary aranty etsy Antaninarenina ireo sary ireo. Rakotra kanto indray ny zaridainan’Antaninarenina, manomboka androany hatramin’ny 16 jona izao. Aranty eny ny sanganasan’ireo tanora mpanao tantara an-tsary (BD), […]