![]()
Gustave Akakpo, teratany togoley, mpanoratra, mpilalao tantara an-dampihazo, mpanentana … efa nandrombaka loka maro, toy ny « Prix du meilleur auteur » tany amin’ny « Festival Primeurs ». Tonga eto amintsika ity mpanakanto, manan-talenta amin’ny zavakanto samihafa, ity. Tonga eto izy hizara ny traikefany sy haneho ny kantony amin’ireo tontolo ilomanosany ireo. Omaly tolakandro tetsy amin’ny Tahala Rarihasina Analakely, […]