Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

Faha-5 taona niorenana : nitondra aim-panahy vaovao ny Ny Mino

$
0
0
Mandalo eto an-tanindrazana ny tarika Ny Mino avy any Frantsa. Nomarihin’izy ireo tamin’ny fampisehoana an-tsehatra notontosaina omaly, tetsy amin’ny CCEsca Antanimena, ny faha-5 taona niorenan’ny tarika. Hira evanjelika mitondra fampieritreretana, miteraka fandinihana, mampita hafatra, sns, no nalahatr’izy 5 mianadahy niaraka tamin’ny Groupe Laurent Rakotomamonjy. « Nitondra aim-panahy vaovao ho anay ny nanatrehana ity fampisehoana ity », hoy […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503