Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

Na noelingelenin’ny orana aza… : niaka-danja hatrany ny « Jazz@Tohatohabato »

$
0
0
Anisan’ireo hetsika kolontsaina lehibe fanao isan-taona ny « Jazz@Tohatohabato ».  Manomboka maro ny mankafy azy ity ny Malagasy. Raha nizotra araka ny nandaharana azy ny andiany teo aloha, somary niharan’ny fahasahiranana ny andiany faha-7. Manan-talenta ny Malagasy ! Tsy azo lavina io, ho an’izay nanatrika tsy tapaka ny « Jazz@Tohatohabato » . Tsikaritra ho miaka-danja hatrany ny tolotra omen’ny mpanakanto […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503