Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

« Danse avec les Stars » : hihemotra amin’ny septambra ny sehon’ny D’Pendanse

$
0
0
Miandry indray aloha. Tsy hisy ilay seho saika hataon’ny D’Pendanse aty Madagasikara, amin’ity volana jona ity. Mbola manantena ny fiverenan’ny tropy anefa ny mpankafy… Efa nanao fampisehoana teto ny tropy D’Pendanse ny taona 2015, ary fahombiazana izany. Noho ilay fandaharana « Danse avec les Stars », izay nandeha tamin’ny fahitalavitra TF1 ary narahina malagasy maro taty, no […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503