Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

Jonny R’Afa sy Mafonja : fampirantiana sy seho an-tsehatra

$
0
0
Hiavaka ity herinandro ity ho an’ny fandaharam-potoan’ny Is’Art Galerie/ La Teinturerie Ampasanimalo. Hetsika roa no hotontosaina. Hosokafana anio, manomboka amin’ny 6 ora sy sasany hariva ny fampirantiana hosodoko nampitondraina ny lohateny « Art graphique au stylo à bille » maneho ny sanganasan’i Jonny R’Afa na Jonny Andriamanankoavy. Fampisehoana miaraka amin’i Mafonja kosa no hotanterahina ny zoma 16 […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503