![]()
Raha mangingina ny eto an-dRenivohitra, mandritra izao fotoam-pialan-tsasatra izao, tsy toy izany kosa ny any amoron-tsiraka any, indrindra any amin’ireo toerana tian’ny mpiala sasatra. Manaraka azy ireo any koa ny mpanakanto sy ireo hetsika ara-kolontsaina samihafa fa tsy ny mozika ihany. Nisafidy ny ho any Mahajanga, ohatra, i R. Nary Arthur, anisan’ireo dimbin’ny andrarezina amin’ny […]