![]()
Hafa mihitsy ny seho famaranana ny “Festival Sômaroho!”. Tsy maintsy niavaka tamin’ny maro ny tompony, araka ny nandrasan’ireo mpijery… Tsy idian-kevitra… Mbola mpanjaka amin’ny mponin’i Nosy Be i Wawa. Rakotra olona ary nifanitsakitro ara-bakiteny tao amin’ny kianjan’Ambodivoanio, ny alin’ny alahady lasa teo. Toa ny isan-taona, olona efa vonona ny hanao fety mandra-maraina ireo, sady hamarana […]