Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

Saripika : hampahafantatra ny talentany i Ampelagie

$
0
0
Mihamaro hatrany ireo manan-talenta amin’ny fakana sary, miditra lalindalina kokoa eo amin’ity sehatra ity. Iray amin’ireny i Ampelagie (anarana nosafidiny manokana amin’ny maha mpakasary azy). Sambany, hihaona amin’ny mpankafy saripika izy ary hampahafantatra ny talentany. Hotanterahina, ny 15 aogositra hatramin’ny 15 septambra, etsy amin’ny Café de la gare etsy Soarano, ny fampirantiana voalohany ireo sary […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503