![]()
Niara-niasa tamina mpanakanto maro hatrany i Farakely hatramin’izay. Mbola mitohy izany, saingy tonga eo amin’ny kihon-dalana vaovao eo amin’ny mozika izy amin’izao fotoana izao. Araka ny efa fantatra mantsy, nisafidy ny hanatanteraka ny nofinofiny, ny hikopaka elatra irery, ity mpanakanto ity. Hosantariny amin’ny fampisehoana hotontosaina ny zoma 18 aogositra izao manomboka amin’ny 7 ora sy […]