Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

Hakotroka ny fankalazana : homarihina ny faha-10 taon’ny tarika Zarah

$
0
0
Zarah, anarana notsoahina avy amin’ny hoe : « Zaraina ny hafatra ». Mandia ny faha- 10 taona nijoroany amin’ny  asa fitoriana ny Filazantsara amin’ny alalan’ny hira arahina tantara kely rakotra hatsikana  (comédie musicale) eny an-tsehatra ary ravahana soradihy ny tarika. « Tsy avela handalo fotsiny izany, fa homarihina amin’ny alalan’ny seho goavana, hotanterahina ny tontolo andron’ny alahady 03 septambra […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503