Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

Basikety 33 – «Big sôma 2017» : lasan’ny Kingston sy ny Fandrefiala ny volabe

$
0
0
Nifarana, tany Mahajanga ny alahady lasa teo, ny andiany faharoa amin’ny basikety lalaovina olona 3 “Big sôma 2017”. Voahosotra ho tompondaka, teo amin’ny sokajy lehilahy ny Kingston Boeny, rehefa nandresy ny GNBC Vakinankaratra, tamin’ny isa 17 no ho 13. Nahazo ny laharana fahatelo ny Tana 2. Norombahin’ny Fandrefiala Analamanga kosa ny teo amin’ny vehivavy, izay […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503