![]()
Nindaosin’ny fahafatesana teo amin’ny faha-45 taony, tamin’ny alahady 20 aogositra teo, Rajaonarivelo Mamy. Mpisehatra fototra eo anivon’ny tropy Jeannette andiany fahatelo no nisy azy. Rehefa nodimandry ny rainy ny taona 2004, voatendry avy hatrany i Mamy hisolo ny anjara toeran’io rainy io. Tropy Jeannette andiany fahatelo A sy andiany fahatelo B, ka hatramin’ny tsy nahasalama […]