Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

Hiditra amin’ny andiany faha-28 : manakaiky ny rehetra ny « Madajazzcar »

$
0
0
Mivoatra isan-taona ny « Madajazzcar », hetsika tsy zovina intsony, indrindra ho an’ny mpankafy mozika. Misongadina amin’izany ny fanakaikezany kokoa ny sokajin’olon-drehetra, izay fototra niaingany rahateo. Hotanterahina ny 2 hatramin’ny 14 oktobra izao ny andiany faha-28 amin’ny «Madajazzcar », « festival » tokana sady goavana miompana tanteraka amin’ny tontolon’ny mozika jazz. Raha ny fandaharam-potoana amin’ity andiany ity no jerena, tsikaritra […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503