Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

Kanto ankehitriny : notokanana ny mozea lehibe indrindra aty Afrika

$
0
0
«Zeitz Museum». Io ny anaran’ilay mozea momba ny kanto ankehitriny aty Afrika, notokanana omaly, atsy Le Cap Afrika Atsimo. Ampirantiana ao ny angon-tahirin’ ilay mpanefoefo, teratany alemà, Jochen Zeitz, mpankafy zavakanto. Izay no nahatonga ny anaran’ity mozea ity hitondra ny anarany ihany koa. Goavana ny trano misy ity mozea ity. Naharitra efa-taona ny fanamboarana azy […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503