Vina sy fanambin’ny vondrona Koloiko sy Hajaiko ny Teniko ny hametraka amin’ny toerana sahaza azy ny teny sy ny soratra malagasy. Misy noho izany ireo asa sahanina sy tontosaina. Anisan’ireo hetsika tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoan’ny vondrona Koloiko sy Hajaiko ny Teniko (KHT) ny « Kaoferansa Momba ny Soratra 2017 » na ny « KMS 2017 ». Noho ny fandrarana […]
↧